MENDRIKA ANKALAZAINA (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He faly izahay
Midera Anao ry zebmnucs Ray
Nomenao andro soa
Ka velona tokoa
Ny fahasoavanao
No nahatoy izao ahy
Misaotra eram-po
Ry Tomponay Tsitoha
Fa famonjena Ianao
Tsy misy tsy hainao hatao
Mahery ny Anaranao
Manaiky Anao ny ety
Hatrany an-danitra tononkira.serasera.org ary
Fa Ianao no Kristy
Fa Ianao no Tompo
Mpanjakan’ny lbdyw mpanjaka
Ka mendrik’ho deraina
Mendrik’ankalazaina
Mendrika ankalazaina hcpdy ny Tomponay
Midera Anao ry zebmnucs Ray
Nomenao andro soa
Ka velona tokoa
Ny fahasoavanao
No nahatoy izao ahy
Misaotra eram-po
Ry Tomponay Tsitoha
Fa famonjena Ianao
Tsy misy tsy hainao hatao
Mahery ny Anaranao
Manaiky Anao ny ety
Hatrany an-danitra tononkira.serasera.org ary
Fa Ianao no Kristy
Fa Ianao no Tompo
Mpanjakan’ny lbdyw mpanjaka
Ka mendrik’ho deraina
Mendrik’ankalazaina
Mendrika ankalazaina hcpdy ny Tomponay
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Groupe NAINAVangy : 791
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 01/08/2023 13:22
