Afaka aho (Groupe NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haditraditra tsony zaho e
Fa afaka, fa afaka
Tsy hiadiady tsony zaho e
Fa afaka
Afaka aho, afaka aho
Afaka ny gadrako
Nandevozina aho taloha
Afaka aho ankehitrio
Hody ao aminao aho Tompo ô

Tsy hisotro toaka intsony zaho e
Fa afaka, fa afaka
Tsy hifoka sigara intsony zaho e
Fa afaka

Tsy handaingalainga intsony zaho e
Fa afaka, fa afaka
Tsy hijangajanga intsony zaho e
Fa afaka

Tsy hanompo sampy intsony zaho e
Fa afaka, fa afaka
Tsy handrafy Anao intsony zaho e
Fa afaka

Afaka aho ee, afaka aho e e
Afaka fa noafahanao e e
Afaka fa noafahanao e e
--------
Rohy:
Hevitra
Datatoa ( 02/08/2023 12:36)
Tsara ny Tompo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe NAINA
Vangy : 319
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 02/08/2023 12:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0764