Ampidiro aloha ny tenimiafina
OMEO AZY (Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay tonga hanandratra Hira FideranaFa efa nandray Ilay Tompon'ny Fahagagana
Tonga hitaona anao hifaly sy hiravoravo, andao e
Hisaotra sy hidera an'i Jesosy Zanaky Ny Avo
Indreto izahay tonga hanandratra Hira Fiderana
Fa efa nandray Ilay Tompon'ny Fahagagana
Tonga hitaona anao hifaly sy hiravoravo, andao e
Hisaotra sy hidera an'i Jesosy Zanaky Ny Avo
Ambarao anio ho re manakoako, fa Azy ny Dera sy Laza,
Omeo Azy e e
Koa 'ndeha hira-hientana hiara-hankalaza, hanatitra saotra sy haja
Omena Azy e e
Omeo Azy ny Haja ambony dia ambony
Fa Azy hatrizay, rombaho ho Azy
Ka ny Voninahitra, Saotra sy Dera, no indro asandrato avo
Omeo Azy e e
Dia ampitomboy sy kajio ireo talentanao ô ô
'Zay efa nomeny anao malakia ampiasao ô ô
Fa efa madiva hifarana izao ny fotoana, faingàna e
Mba ho isika izao any ankoatra any mbola hihaona

Ny Dera sy Laza no indro atolory Azy e, Omeo Azy e
Omeo Azy e e
Ka Saotra sy Haja no akaro sy asandrato avo ô, Omeo Azy e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKAVisites : 1900
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahrina
Date : 04/07/2018 22:08