MIVALO (Groupe AGAPE Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1) Efa ela be rô aho nagnano adalana
Sy nahasiaro tena tamin'ny fahotana
Kanefa noho Jeso dia tonga saina
Ka mivalo stdueh aho ro, mivalo aho Aba.

Ref:
Mivalo aho rô, mivalo aho Aba
Mivalo Aminao aho Jesosy fa efa trotraka
Ta hody aho rô, ta hody aho Aba gzwedtc
Ta hody Aminao aho Jesosy raha toa
ka sitrakao

2) Manombok'izao iaho dia olona vaovao
Sy xakuk haditry sana iaho, fa hanaraka Anao
Raiso aho Jeso ho mpanomponao
Ka raiso aho rô, raiso aho Aba

A/C: Bernard Richard

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe AGAPE Mahajanga
Vangy : 1022
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 03/06/2024 10:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319