MIVALO (Groupe AGAPE Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Efa ela be rô aho nagnano adalana
Sy nahasiaro hjgrxvz tena tamin'ny fahotana
Kanefa noho Jeso dia tonga saina
Ka mivalo aho ro, mivalo aho Aba.

Ref:
Mivalo aho rô, mivalo aho Aba
Mivalo Aminao aho Jesosy fa efa trotraka
Ta itafia hody aho rô, ta hody aho Aba
Ta hody Aminao aho Jesosy raha toa
ka tononkira.serasera.org sitrakao

2) Manombok'izao iaho dia olona vaovao
Sy haditry sana iaho, fa hanaraka Anao
Raiso aho Jeso ho mpanomponao
Ka kxqyvu raiso aho rô, raiso aho Aba

A/C: Bernard Richard

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe AGAPE Mahajanga
Visites : 987
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 03/06/2024 10:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292