Voady (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarako anao tsy voavoriko eto anio izao
Ny fikasako raha azo atao
Mangataka piihzcaw anao mba hizarako ny fiainako
Mba ho silampanahiko
Hiaraka aminao aho
F'efa izay no faniriana
Eo anilanao xkpk aho
Na oviana na oviana
Efa fantatrao fa
Ianao ilay nofidina
Ilay tokiko, ilay nofiko hatramin'izay
Matoky aho fa tsy holavinao izany
Raha tsy izany aho dia hitomany
Mino anefa aho f'ianao koa torak'izany
Ka hitambatra isika androany
Yeah
Hatramin'izay hatrizay
No efa nandoro nahamay
Ilay fitiavana efa ela be
Ka rusjjx mahatonga tononkira.serasera.org ahy hihira hoe
Ny fikasako raha azo atao
Mangataka piihzcaw anao mba hizarako ny fiainako
Mba ho silampanahiko
Hiaraka aminao aho
F'efa izay no faniriana
Eo anilanao xkpk aho
Na oviana na oviana
Efa fantatrao fa
Ianao ilay nofidina
Ilay tokiko, ilay nofiko hatramin'izay
Matoky aho fa tsy holavinao izany
Raha tsy izany aho dia hitomany
Mino anefa aho f'ianao koa torak'izany
Ka hitambatra isika androany
Yeah
Hatramin'izay hatrizay
No efa nandoro nahamay
Ilay fitiavana efa ela be
Ka rusjjx mahatonga tononkira.serasera.org ahy hihira hoe
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GreenVangy : 1161
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 16/10/2024 09:12
