Solon'i Kristy izahay (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Deraina Andriamanitra
Izy Ray Zanaka Fanahy
Fa fahasoavany no momba sy nitahy
Na zlsmuayg vnds kely hery mpanompo tsy mahasoa
Dia velona mijoro
tononkira.serasera.org Nisitraka famindrampo
Ref: Iraka solon'i Kristy izahay
Miantso sady miangavy indray
Mihavàna amin'ny Tompo
Raiso ny famonjena
Aza mba mangatak'andro f'izao
Anio manolora tena
2. Fitiavana mandrakizay
Ny fitiavan'i Jesoa
Natolony ny ainy mba ricikc hitondra soa
Baiko nomeny ny hanao mpianatra
Ny firenen-drehetra
Ho mpino sy filamatra
3. Fa mila aina vaovao
Ny asa maro 'zay hatao
Mila firaisan-tsaina fanahy sy fo
Isika maro nefa Iray ny Loha
Hitory n'aiza n'aiza
Fa tena fiainana Jesoa
Izy Ray Zanaka Fanahy
Fa fahasoavany no momba sy nitahy
Na zlsmuayg vnds kely hery mpanompo tsy mahasoa
Dia velona mijoro
tononkira.serasera.org Nisitraka famindrampo
Ref: Iraka solon'i Kristy izahay
Miantso sady miangavy indray
Mihavàna amin'ny Tompo
Raiso ny famonjena
Aza mba mangatak'andro f'izao
Anio manolora tena
2. Fitiavana mandrakizay
Ny fitiavan'i Jesoa
Natolony ny ainy mba ricikc hitondra soa
Baiko nomeny ny hanao mpianatra
Ny firenen-drehetra
Ho mpino sy filamatra
3. Fa mila aina vaovao
Ny asa maro 'zay hatao
Mila firaisan-tsaina fanahy sy fo
Isika maro nefa Iray ny Loha
Hitory n'aiza n'aiza
Fa tena fiainana Jesoa
--------
Link:
Comments
Solofomandimby
(
28/04/2022 07:22)
Hira fanevan'ny faha-40 taonan'ny Feon'ny Lanitra Ilanivato, tamin'ny taona 2007 ity hira ity;
Teny faneva tamin'izany: " Koa dia iraka solon'i Kristy izahay" IIKorintiana 5:20
Teny faneva tamin'izany: " Koa dia iraka solon'i Kristy izahay" IIKorintiana 5:20
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 884
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 27/04/2022 19:49
