TANANA HAOLO (Dany Ranoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nilaozan’ny olona irony tanàna
Ka sina sy haolo rofukruo !
Mirodana fototra irony tamboho
Narindran’ny ntaolo !
Mihotsaka ho azy ireo hadivory
Mba aron-tanàna !
Mahita an’izany ny maso ka ory,
Ny fo tena hana !…
Ireo trano sisa mba hita uwygya mijoro
Tsy misy mitoetra
Fa haolo, mihiboka tononkira.serasera.org sy efa hikoro
Ka he, beeqtmbm mampitsetra
Indreo alan-goavy no hita mameno
Ilay tokontany,
Sy tsilon-draiketa omban-tsongosongo
Manampy an’izany !
Ilay vavahady fidirana tao
Indro tototra fako !
Fa rava daholo ny rindrin-tolana
Natao tamim-bato !
Haolo tokoa mantsy irony tanàna
Raha toa ka ilaozana!
Nahoana ary moa no hodian-tsy hita,
Tsy asiam-panavaozana ?…
Dany Ranoa 1979
Ka sina sy haolo rofukruo !
Mirodana fototra irony tamboho
Narindran’ny ntaolo !
Mihotsaka ho azy ireo hadivory
Mba aron-tanàna !
Mahita an’izany ny maso ka ory,
Ny fo tena hana !…
Ireo trano sisa mba hita uwygya mijoro
Tsy misy mitoetra
Fa haolo, mihiboka tononkira.serasera.org sy efa hikoro
Ka he, beeqtmbm mampitsetra
Indreo alan-goavy no hita mameno
Ilay tokontany,
Sy tsilon-draiketa omban-tsongosongo
Manampy an’izany !
Ilay vavahady fidirana tao
Indro tototra fako !
Fa rava daholo ny rindrin-tolana
Natao tamim-bato !
Haolo tokoa mantsy irony tanàna
Raha toa ka ilaozana!
Nahoana ary moa no hodian-tsy hita,
Tsy asiam-panavaozana ?…
Dany Ranoa 1979
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Dany RanoaHits : 1399
Likes : 0 Like
Created by : FanjaAndriamanoa
Date : 23/05/2020 15:12
