Saotra sy dera (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Saotra lgnispqo sy beaukk dera no asandratray
Mba ho Anao Andriamanitra ô
Fa ainao no nanavotana anay,
Famindram-po tononkira.serasera.org no namonjena anay!
Mba raisonao, ry Ray,
Ny saotra atolotray
Ho voninahitrao mandrakizay
2 Jesosy ô, henoy ny vavakay
Ataonay amin’ny Anaranao
Omeo hery ho enti-manao
Ny asa eo an-tanimbolinao
Anao ny asa atao sy jlddvsvx ny iraka hanao
Ka raiso re ho voninahitrao
3 Fanahy ô, tarihonao ‘zahay
Sao dia very an-dalana indray,
Fa tano mafy hanaraka Anao
Ka aza avela hiala Aminao
Irinay fatratra ny mba ho sambatra
Sy ho finaritra mandrakizay
Mba ho Anao Andriamanitra ô
Fa ainao no nanavotana anay,
Famindram-po tononkira.serasera.org no namonjena anay!
Mba raisonao, ry Ray,
Ny saotra atolotray
Ho voninahitrao mandrakizay
2 Jesosy ô, henoy ny vavakay
Ataonay amin’ny Anaranao
Omeo hery ho enti-manao
Ny asa eo an-tanimbolinao
Anao ny asa atao sy jlddvsvx ny iraka hanao
Ka raiso re ho voninahitrao
3 Fanahy ô, tarihonao ‘zahay
Sao dia very an-dalana indray,
Fa tano mafy hanaraka Anao
Ka aza avela hiala Aminao
Irinay fatratra ny mba ho sambatra
Sy ho finaritra mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 5796
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rado6185
Daty : 02/01/2015 12:19
