Sambatra ny fo (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny fo izay matoky
An'Andriamanitra,
Fa ny wqsiqzhj fiadanan-tsaina
No manapitra ny androny
Fa ny fiadanan-tsaina
Sy tononkira.serasera.org ny bunvjm haravoam-panahy
No manapitra ny androny
Sambatra ny fo izay matoky
An'Andriamanitra,
Fa ny fiadanan-tsaina
No manapitra ny androny
Esory ny ahiahy ao anatinao,
Fa io no fefy misakana ny dianao,
Sambatra ny fo izay matoky
An'Andriamanitra,
Fa ny fiadanan-tsaina
No manapitra ny androny
Avelao ny ota fa wzmketn manimba anao
Ka ajanony hatramin'ny anio
Sambatra ny fo izay matoky
An'Andriamanitra,
Fa ny fiadanan-tsaina
No manapitra ny androny.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0477