Sambatra ny fo (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny fo izay matoky
An'Andriamanitra,
Fa ny fiadanan-tsaina
No manapitra ny androny
Fa ny fiadanan-tsaina
Sy ny haravoam-panahy
No manapitra ny szxm androny
Sambatra ny ouxnf fo izay matoky
An'Andriamanitra,
Fa ny fiadanan-tsaina
No manapitra ny androny
Esory ny ahiahy ao anatinao,
Fa io no fefy misakana tononkira.serasera.org ny dianao,
Sambatra ny fo izay matoky
An'Andriamanitra,
Fa ny fiadanan-tsaina
No manapitra ny androny
Avelao ulafkn ny ota fa manimba anao
Ka ajanony hatramin'ny anio
Sambatra ny fo izay matoky
An'Andriamanitra,
Fa ny fiadanan-tsaina
No manapitra ny androny.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295