Ry zanaky ny Filazantsara, (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ry zanaky ny Filazantsara,
Isika anie ka manana anjara:
Vavolombelona hanambara auwe
Ny asan'i Jeso tononkira.serasera.org Tompo soa.

2
Ry notahian'ny Tompo Jehovah
Ry zanaky ny andro mazava,
Toloran-kafatra hampisava
Ny aizim-be manodidina.

3
O! ry tanora izay tafahoana,
Isika anie marain-dohataona!
Taom-pafnafazana ka hararaoty:
Fafazo voa ity tany ity.

4
Ry eo an-tanimbolin'ny lzkwx Tompo,
Aoka mba ho mpanompo mazoto
Mba hampahery sy hampitombo
Ny Fanjakan'i Jehovah Ray

Fiv
Ento afafazo ento ny teny soa
Ka samia mazoto Amin'ny asa soa,
Hanao ounwdl isan'andro,
Hanao an-tsitrapo,
Amin'ny zotom-po,
Ny asan'i Jeso Tompo soa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313