Ry mpanota mahantra (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ry tononkira.serasera.org mpanota mahantra, Fantaro izao fa
Ho levona ity tany qgayswc ity; kzybniwi
He! miantso Jesosy,
Ka mitady anao,
Miverena ianao ka modia.

Fiv :
Mitsangana ianao,
Ka modia izao,
Mba horaisin'ny Tompo tia;
Tsy mba henonao ve,
Feo mibitsika hoe:
Miverena ry ondry mania!


2 Ry mpanota mahantra, Mba saino ange,
Fa mandalo ity sitrapo;
He! miantso Jeso,
Ka mangoraka anao,
Miverena anio, ka modia!

3  fkbul Ry mpanota mahantra, Hevero ange,
Marobe fahavalo ety;
He! miantso Jeso,
Te-hiaro anao,
Sao ho lanin'ireo bibidia.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323