You are here: home > Tononkira > FIFOHAZANA

Ry Fanahy Masina ao ambony (FIFOHAZANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/fifohazana/ry-fanahy-masina-ao-ambony

1
Ry Fanahy Masina ao ambony
Irak'i Jesosy Tompo,
Izahay aty dia mila vonjy,
Hafanao, hatanjaho!

2
Ry Fanahy Masin-janahary,
Hazavao re ny sainay,
He! ny fonay osa, sy marary
Mba sitrano handTsiky dia ampyresenay.

3
O! ry afo Masin'i Jesosy
'Zay irin'ny firenena,
lasanao koa re 'ty Nosy,
Mba handray ny famonjena.

Fiv
Ry Fanahy Masina รด! midina
Hanafana, hampahery
Fa ny fo lazolazoam-pahotana
O! vonjeo, sao very

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FIFOHAZANA
Mpamaky : 5359
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mbahoirayihanyizyrehetra
Tamin'ny : 02/01/2015 16:56:29
ID : 7003

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo