Ry Fanahy Masina ao ambony (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ry Fanahy Masina ao ambony
Irak'i Jesosy Tompo, nvmptlhi
Izahay yljgz aty dia mila vonjy,
Hafanao, hatanjaho! boxarwjt

2
Ry Fanahy Masin-janahary,
Hazavao re ny sainay,
He! ny fonay osa, sy marary
Mba sitrano handresenay.

3
O! ry afo Masin'i Jesosy
'Zay irin'ny firenena,
lasanao koa re 'ty Nosy,
Mba handray ny famonjena.

Fiv
Ry Fanahy Masina ô! midina
Hanafana, hampahery
Fa ny fo lazolazoam-pahotana
O! vonjeo, tononkira.serasera.org sao very

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0367