Moa ho vita ve ? (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1  
Moa ho vita ihany ve
'Ty adidy pxdmhmge lehibe,
'Zay napetraky ny Tompo Jesosy?
Ny havoana izay aleha,
Lohasaha mangina re,
Tany maro no manerana ny Nosy

Fiv
Ry Jesosy, ô! avia!
Mba meteza Ianao
Mba hitantana ny dia;
Tsy izahay no misafidy,
Fa Ianao maniraka
No mandidy.

2
Ny fahaizana va re,
Tsy anananay anie,
Fa ny hafatrao ihany no lazaina;
Votsa vava izahay, rnbpbus
Kely hery, tsy mahay,
Fanahy Masinao andrandraina

3
Raha eo imasonao
Sy izao tontolo izao,
Tsinontsinona tokoa izahay;
Nefa ny Anaranao, episf
Reharehanay izao,
Ka ny voninahitrao momba anay

4
Tsy avelanay tokoa lanao ry Jesosy ô!
Raha tsy momba tononkira.serasera.org sy mitahy anay
Dia hitombo sy hamoa,
Ka ny asanao ho soa
Ho mpanompo mahatoky Anao 'zahay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333