Jesosy re no mandako (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Jesosy re no mandako
Sy fiarovako;
Ny sandriny no aroko
Sy fialofako.
2
Tanora maro namako,
Andramo sy jereo,
Izato hasambarako
Anilan'i Jeso.
3
Ny fahavalo mierona,
Sakano ry Jeso, :
Satana izay mandrahona
Tsy maharesy Anao
Fiv
Endrey! mba mamiko tokoa
Ny eo anilany,
Mandre ny teny mahasoa,
Izay ambarany tsy maintsy to
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 2476
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:51