Hevero ry tanora (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Hevero ry tanora
'zao andronao izao;
Mandalo anie ny ora
Sao tsy mba fantatrao.

2
Fotoana fototr'aina
'Zao andronao izao;
Aza atao very glumhmfa maina,
Lalào sy hajao.

3
Fotoana saro-bidy
'zao andronao izao;
Hevero ny adidy
'Zay tsy mbola vitanao.

4
Tanora ô! bvuzxx tandremo
Ny ditraditranao;
Ny ota, aneneno
'Zay efa vitanao.

5
Raha mbola velon'aina,
Mandia ny tany koa:
Ny asa izay ilaina,
Dia ny tononkira.serasera.org fanaovan-tsoa

Fiv
Sao ho neninao anie
Any am-parany gzozwu any,
Raha tsy tandremanao
'zao andronao izao-

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035