Hevero ry tanora (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Hevero ry tanora
'zao andronao izao;
Mandalo anie dfcea ny ora
Sao tsy mba fantatrao.
2
Fotoana fototr'aina
'Zao andronao izao;
Aza atao very maina,
Lalào sy hajao.
3
Fotoana saro-bidy
'zao andronao izao;
Hevero ny adidy
'Zay tsy mbola vitanao.
4 kgyair
Tanora ô! tandremo
Ny ditraditranao;
Ny ota, aneneno
'Zay efa vitanao.
5
Raha mbola velon'aina,
Mandia ny tany koa:
Ny asa scpo izay ilaina,
Dia ny fanaovan-tsoa
Fiv
Sao ho neninao anie
Any am-parany any,
Raha tsy tandremanao
'zao andronao izao-
tononkira.serasera.org
Hevero ry tanora
'zao andronao izao;
Mandalo anie dfcea ny ora
Sao tsy mba fantatrao.
2
Fotoana fototr'aina
'Zao andronao izao;
Aza atao very maina,
Lalào sy hajao.
3
Fotoana saro-bidy
'zao andronao izao;
Hevero ny adidy
'Zay tsy mbola vitanao.
4 kgyair
Tanora ô! tandremo
Ny ditraditranao;
Ny ota, aneneno
'Zay efa vitanao.
5
Raha mbola velon'aina,
Mandia ny tany koa:
Ny asa scpo izay ilaina,
Dia ny fanaovan-tsoa
Fiv
Sao ho neninao anie
Any am-parany any,
Raha tsy tandremanao
'zao andronao izao-
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 1918
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:56
