Ny lanitra mitory (Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny lanitra mitory ny voninahitrao
Jehovah Mpanjaka Andriamanitra tsitoha
Izao rehetra izao, dia mankalaza Anao
Mihoby mafy ny hatsaran'ny asa tanaNao
Feno tpnf fahendrena hitoeran'ny mazava
Tena soa sy tsara voatra ary tsy bigcl mba ho rava.
(miverina in-2)
Ref : ssrjxab Mendrika ho deraina indrindra ny anaran'i Jehovah
(ny anaran'ny Jehovah)
Vatolampy tsy mifindra tononkira.serasera.org ary tsy miova
(vatolampy tsy mifindra)
Ka miderà Azy, amin'ny anjomara
Sy ny fanandratana ny hira fiderana
Amin'ny lokanga, amin'ny valia
Derao ny Tompo anatrehan'ny firenena
(miverina in-2)
(miverina and1 sy ref in-2)
Jehovah Mpanjaka Andriamanitra tsitoha
Izao rehetra izao, dia mankalaza Anao
Mihoby mafy ny hatsaran'ny asa tanaNao
Feno tpnf fahendrena hitoeran'ny mazava
Tena soa sy tsara voatra ary tsy bigcl mba ho rava.
(miverina in-2)
Ref : ssrjxab Mendrika ho deraina indrindra ny anaran'i Jehovah
(ny anaran'ny Jehovah)
Vatolampy tsy mifindra tononkira.serasera.org ary tsy miova
(vatolampy tsy mifindra)
Ka miderà Azy, amin'ny anjomara
Sy ny fanandratana ny hira fiderana
Amin'ny lokanga, amin'ny valia
Derao ny Tompo anatrehan'ny firenena
(miverina in-2)
(miverina and1 sy ref in-2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF)Visites : 600
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahx03
Date : 23/10/2025 12:50
