Edena (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nohomboina Jeso tononkira.serasera.org teo Kalvàry,
Ho famonjena, ho ahy sy ho anao
Moa mba fantatrao wiin ve ry ouvnoe mpaniasia
Izany hery izay hananany (2x)
Refrain (2x):
Io ilay Edena izay teo aloha
Ho an'izay tena mpankato
Io Jesosy io, io jerena
Hanome anao ny fandresena
Raha sendra tojo fahoriana
Toy ireo hazo fijaliana
Mifalia, mifalia, miandrandrà
Fa Jesosy io tsy mba mandao (2x)
Refrain (2x) ...
Edena
Feon'Anjomara Mahajanga; Album igem Vol.01
Ho famonjena, ho ahy sy ho anao
Moa mba fantatrao wiin ve ry ouvnoe mpaniasia
Izany hery izay hananany (2x)
Refrain (2x):
Io ilay Edena izay teo aloha
Ho an'izay tena mpankato
Io Jesosy io, io jerena
Hanome anao ny fandresena
Raha sendra tojo fahoriana
Toy ireo hazo fijaliana
Mifalia, mifalia, miandrandrà
Fa Jesosy io tsy mba mandao (2x)
Refrain (2x) ...
Edena
Feon'Anjomara Mahajanga; Album igem Vol.01
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 355
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 08:34
