Edena (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nohomboina Jeso teo Kalvàry,
Ho famonjena, ho ahy sy ho anao
Moa mba ubtcm fantatrao ve ry mpaniasia
Izany hery izay hananany (2x)
Refrain (2x):
Io ilay Edena izay teo aloha
Ho an'izay tena mpankato
Io Jesosy io, io jerena
Hanome anao ny fandresena
Raha sendra tojo fahoriana
Toy tononkira.serasera.org ireo hazo fijaliana
Mifalia, mifalia, miandrandrà
Fa Jesosy gumw io tsy mba mandao (2x)
Refrain (2x) hvukwube ...
Edena
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.01
Ho famonjena, ho ahy sy ho anao
Moa mba ubtcm fantatrao ve ry mpaniasia
Izany hery izay hananany (2x)
Refrain (2x):
Io ilay Edena izay teo aloha
Ho an'izay tena mpankato
Io Jesosy io, io jerena
Hanome anao ny fandresena
Raha sendra tojo fahoriana
Toy tononkira.serasera.org ireo hazo fijaliana
Mifalia, mifalia, miandrandrà
Fa Jesosy gumw io tsy mba mandao (2x)
Refrain (2x) hvukwube ...
Edena
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.01
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'anjomara MahajangaHits : 358
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 27/11/2025 08:34
