BETINA (Feon'ala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandeha ankaiza loatra anao Betina
Arivariva be vao mody an-tragno
Mangala-dàlagn’aby anao ndraindray e
Milefalefa mason’ny mamanao ô
Tsy mataho-tsiak’aby anao rô
Han han, tsy mihevitry ho jlxdub hitan’olo

  Ambesa ambesa tsiah Betina (x2)
  Ambesa fa mbola hely e
  Ambesa, ambesa tsiah Betina (x2)
  Ambesa fa mbola ho avy znkzlt e

  Fitiavana fahazaza, hôhôhô, tsy tana
  Fitiavana mbola hely e, hô hô hô, mahery e

Voangivoangy tsioha anao tononkira.serasera.org Betina
Ndre mbola botsibotsy fa matsiko
Pilpily zegny anao Betina
Mafanafana tspyl be mbola hely e
Pôzipôzinao kara efa ao tsiah
Han han bebe afara maha-bala-maso
  
   Ambesa, ambesa tsiah Betina....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ala
Vangy : 8681
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/11/2001 08:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0391