You are here: home > Tononkira > Feon'ala

NANANTENA ZAHO (Feon'ala)

https://tononkira.serasera.org/hira/feonala/nanantena-zaho

NANANTENA ZAHO

Napetrako am-pelatananao
Ny hoaviko sy ny fanantenako
Nankiniko taminao koa ro
Ny fiainako ny fitiavako

Nangantena zaho, nino sy natoky
Nangantena ny fitiavanao
Ô ô mba haharitra e

Natoky ny teny nataonao zaho
Tsiky dia ampy
Teny mamy sy tambitamby maro
Tsy nahay ny Angola sy ny fandriky
Ka marary, voafitaka aho

Tsarovy ity fiainako
Tsy raha natao adaligny e
Fa raha mandalo e
Nanantena hasambarana

Nangantena zaho, nino sy natoky
Nangantena ny fitiavanao
Ô ô mba haharitra e

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feon'ala
Mpamaky : 6174
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : cmbolatiana
Tamin'ny : 08/06/2007 07:43:52
ID : 4507

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo