Akory Aby (Feon'ala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akory aby andre an-tanana ah
Oh oh oh
Tonga mbo hamangivangy
Tsaratsara obyjyq be
Efa ela ka tsy digny ah drako
Tia ahita eh andrian-tanana
Manakory aby mama
Tsaratsara fa ngoma anaro
Akory mama ah
Akory papa eh
Falifaly mahita an-dreo
Akory antsika eh
Olo-jiaby
Mandihy eh hiravoravo
Oh yah oh yeh
Arô dazhgre eh
(×4)
Ah anh
Aia mama
Oh tononkira.serasera.org mama
Mama
Oh mama
(Miverina) knbmly Akory aby...
Oh oh oh
Tonga mbo hamangivangy
Tsaratsara obyjyq be
Efa ela ka tsy digny ah drako
Tia ahita eh andrian-tanana
Manakory aby mama
Tsaratsara fa ngoma anaro
Akory mama ah
Akory papa eh
Falifaly mahita an-dreo
Akory antsika eh
Olo-jiaby
Mandihy eh hiravoravo
Oh yah oh yeh
Arô dazhgre eh
(×4)
Ah anh
Aia mama
Oh tononkira.serasera.org mama
Mama
Oh mama
(Miverina) knbmly Akory aby...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'alaVangy : 520
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 25/07/2026 20:19
