Izato fo (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izato fo manantena, Miandrandra tononkira.serasera.org famonjena
Ka pmfucnv maniry hafaliana, Fa efa leompihafiana
Reraka aho ny miangavy, miantso anao Jeso hiady
Fa efa feno tomany ny fiainana eto antany
Mba hivavao izahay Jesosy tia
Fa ianao no tanjakay
O aza avelanao ho irery ety
Fa maniry ho tafaray
Nefa na izany, tsy maintsy ho foana ny tomany
Alahelo,toloko ho foana ny ao ampoko
Na hoe umwaz tena manonja, dia ho vetivety monja
Ny hanoloranao wrxreusc maraina vaovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 610
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 06/09/2024 15:00