Avia hoy Jesosy (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
... Avia avia
Hoy Jeso be tononkira.serasera.org fitia...
Ny fiadanako hoy Jesosy no xswkqi omeko anareo
Tsy toin'ny fiadanan'izao tontolo izao
Fa fiadanana doria fiainambaovao
Ny finona anatinao no hatanteraka
Mankanesa chuoav eo aminy izay rehetra reraka
Avia avia hoy Jesô be fitia
Koa matokia fa izy cnzxvo homba ary koa hitantana
Mandrapahatapitr'izao rehetra izao
Koa aza manahy n'inona manjo anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEO MIRINDRAHits : 465
Likes : 0 Like
Created by : Mifle
Date : 06/09/2024 14:55