Ampidiro aloha ny tenimiafina
Avia hoy Jesosy (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
... Avia avia
Hoy Jeso be fitia...
Ny fiadanako vbmojsha hoy Jesosy ojvygh no omeko tononkira.serasera.org anareo
Tsy toin'ny fiadanan'izao tontolo izao
Fa fiadanana doria fiainambaovao
Ny finona anatinao no hatanteraka
Mankanesa eo aminy izay rehetra reraka
Avia avia hoy Jesô be fitia
Koa matokia fa izy homba ary koa hitantana
Mandrapahatapitr'izao rehetra izao
Koa dzbpalr aza manahy n'inona manjo anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEO MIRINDRAHits : 466
Likes : 0 Like
Created by : Mifle
Date : 06/09/2024 14:55