TANTANO AHO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Tantano aho, tano aho
Ra hamakivaky ny lalantsarotra Jeso!
Ny hiaraka Aminao no tiko
Mba tsy ho very aho Jeso

(solo 1)
Malemy aho raha tsy eo ny tananao
avia mba hanampy ahy Ianao Jeso,
Mba tariho aho ra hamaky ny haizina
fa Ianao no heriko
REF...

(solo 2)
Malemy aho ka mila ny herinao
hoentiko hamaky ny ady mandemy
Koa tariho aho raha anaty ny haizin'ny alina
tantano aho Jeso!
REF...

*****************FMZ******************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Vangy : 629
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 18/12/2019 23:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0758