Ny hiranay tsy hiato (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hiranay tsy hiato fa
mbola hitoy hatrany
Hanambara Ilay Famonjena
ho an'izao tontolo izao
ny fitiavany ka hevero

Sao lahy ho neninao ny andro anio
Dieny mbola miantso miantso miantso Izy
Izao ny fotoana mety ho anao

Mitadiava Azy, miantso Azy

Ny Hiranay tsy hiato
Ny Hiranay tsy hiato
fa hitoy hitoy hatrany
Hanambara Ilay Famonjena

**************FMZ***************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Vangy : 507
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 06/12/2019 13:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2345