Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny hiranay tsy hiato (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hiranay tsy hiato fa
mbola hitoy hatrany
Hanambara Ilay Famonjena
ho an'izao tontolo izao
ny fitiavany yqhbo ka hevero
Sao dsmpb lahy ho neninao ny andro anio
Dieny mbola miantso miantso tononkira.serasera.org miantso Izy
Izao ny fotoana mety ho anao
Mitadiava Azy, gryed miantso Azy
Ny Hiranay tsy hiato
Ny Hiranay tsy hiato
fa hitoy hitoy hatrany
Hanambara Ilay Famonjena
**************FMZ***************
mbola hitoy hatrany
Hanambara Ilay Famonjena
ho an'izao tontolo izao
ny fitiavany yqhbo ka hevero
Sao dsmpb lahy ho neninao ny andro anio
Dieny mbola miantso miantso tononkira.serasera.org miantso Izy
Izao ny fotoana mety ho anao
Mitadiava Azy, gryed miantso Azy
Ny Hiranay tsy hiato
Ny Hiranay tsy hiato
fa hitoy hitoy hatrany
Hanambara Ilay Famonjena
**************FMZ***************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 842
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 06/12/2019 13:09
