NY FITIAVANAO (Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ))

https://tononkira.serasera.org/hira/feo-mahafaly-ny-ziona/ny-fitiavanao

Sitrakao tokoa ny nahatoy izao ahy
Ry Jeso Tompo Mpiaro hatrizay
Fa tsy mba nandao, tsy namela ahy
irery tanaty ady mamay

REF:
Mamiko Ianao Jeso, Teliko tokoa
Fa ra ny Fitiavanao ahy
tsy ho adinoiko htononkira.serasera.orgo mandrakizay
Ary ny fitiavako Anao
voadiko anio sy ho rahatrizay

Sarotra tokoa izay naleha
Tanaty haizi-mikitroka re
Reo fankam-panhy tsy namela ahy
Soa fa teo Ianao niaro sy niahy

REF:...

***************FMZ****************

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ)
Mpamaky : 79
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 13/08/2019 17:31:33
ID : 11971

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo