NY FITIAVANAO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sitrakao tokoa ny nahatoy izao ahy
Ry Jeso Tompo Mpiaro hatrizay
Fa naryyizy aeoncjx tsy mba nandao, tsy namela ahy
irery tononkira.serasera.org tanaty ady mamay

REF:
Mamiko Ianao Jeso, Teliko tokoa
Fa ra ny Fitiavanao ahy
tsy ho adinoiko ho mandrakizay
Ary ny fitiavako Anao
voadiko anio sy ho rahatrizay

Sarotra tokoa izay naleha
Tanaty haizi-mikitroka decpb re
Reo fankam-panhy tsy namela ahy
Soa fa teo Ianao niaro sy niahy

REF:...

***************FMZ****************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Visites : 921
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 13/08/2019 17:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0648