NY FEO MAHAFALIN’NY ZIONA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

https://tononkira.serasera.org/hira/feo-mahafaly-ny-ziona/ny-feo-mahafalinny-ziona

NY FEO MAHAFALIN’NY ZIONA  -  FMZ

Mihirà ry Feo Mahafalin’i Ziona oh
Ankalazao Jehovah Andriamanitrao
Miderà mitoria ny famonjen’I Jesoa Kristy Tomponao
Ka asehoy ny fitiavany

Indro Jeso naniraka anay hoe
HTsiky dia ampyo fanasina ianareo
Ho vavolombelony mandrakizay
No voady fanoloran-tenanay

Na ho sarotra aza re ny dia
Tsy ho kivy fa ho vonona
Jesosy ; ny Fanahiny Masina
Hombanay mandrakizay doria

T/F : HERITSIMBA. A.R.
**************FMZ**************

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Mpamaky : 96
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 05/08/2020 11:32:03
ID : 12967

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo