NY FEO MAHAFALIN’NY ZIONA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY FEO MAHAFALIN’NY ZIONA  -  FMZ

Mihirà ry Feo Mahafalin’i Ziona zsgmiy oh
Ankalazao ftatzp Jehovah Andriamanitrao
Miderà mitoria ny famonjen’I Jesoa Kristy Tomponao
Ka asehoy ny fitiavany

Indro Jeso tononkira.serasera.org naniraka anay hoe
Ho fanasina ianareo
Ho vavolombelony mandrakizay
No voady fanoloran-tenanay

Na ho sarotra aza re ny dia
Tsy ho kivy fa ho vonona
Jesosy ; ny Fanahiny Masina
Hombanay mandrakizay doria zurtkf

T/F : HERITSIMBA. A.R.
**************FMZ**************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Visites : 1072
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 05/08/2020 13:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293