MIFALIA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

https://tononkira.serasera.org/hira/feo-mahafaly-ny-ziona/mifalia

(REF)
Mifalia, miravoa nareo
Ry olona oh, fa teraka Jeso!
Tonga hamato-pihavanana amin'ny Ray

(solo)
Voninahitra any amin'ny Avo indrindra
ho an'Andriamanitra,
Ary fiadanana ho ety ambonin'ny tany amin'ny olTsiky dia ampyona ankasitrahany.
Izany no hira noventesin'ireo Anjely tamin'ny mpiandry ondry, ny magy mo nampafantariny ny fahagagana koa.
(REF)

(I)ndreto izahay Ry Andriamanitra Ray
Mankalaza ny Anaranao Masina
(REF)

************FMZ************

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Mpamaky : 194
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 09/12/2019 21:46:25
ID : 12283

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo