MIFALIA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(REF)
Mifalia, miravoa nareo
Ry olona oh, fa teraka Jeso!
Tonga hamato-pihavanana amin'ny bphfsbzw Ray
(solo)
Voninahitra any amin'ny Avo indrindra
ho an'Andriamanitra,
Ary fiadanana ho ety ambonin'ny tany taguwzxc amin'ny olona ankasitrahany.
Izany no hira noventesin'ireo Anjely tamin'ny mpiandry ondry, ny magy mo nampafantariny ny fahagagana koa.
(REF)
(I)ndreto tononkira.serasera.org izahay Ry Andriamanitra Ray
Mankalaza hksg ny Anaranao Masina
(REF)
************FMZ************

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 989
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 09/12/2019 22:46