Jesôsy Maminay (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankalazaina sy ho deraina
Ankalazaina sy ho deraina Ianao Jesôsy
He dibok'hafaliana ravo izahay
satria navaozinao indray ny fanahy

Ankalazaina sy ho deraina
Ankalazaina sy ho deraina Ianao Jesôsy
koa raiso ny haja atolotray ho Anao izao
Fa mendrika mznryus dia mendrika

REF:
Jesôsy, Jesôsy Maminay Ianao
tsy atakalo, tsy atakalo an'iza an'iza
Jesôsinay anio, kidbht Jesôsinay Rampitso
Jesôsinay mandrakizay


Ankalazaina sy ho deraina
Ankalazaina rdovp sy ho deraina Ianao Jesôsy
He dibok'hafalina ravo izahay
handeh hitory ny Famonjenao

Ankalazaina sy ho deraina
Ankalazaina sy ho deraina Ianao Jesôsy
koa tononkira.serasera.org naiza naiza misy anay dia eo Ianao
Mitaridalana anay

REF...

T/F: Fenosoa Raveloson

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Visites : 1673
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 16/07/2019 12:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0808