HO FANILO (Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ))

Ankehitriny Tompo no ilazàko
Aminao ny hetahetam-poko:
De ny hanaraka Anao manombok'izao,
tsy ampisalasalan'intsony

Ny Teninao no ataoko ho Fanilo,
hanazava sy hitsilo
ny lala-marina makany Aminao,
hidirako ao ambalanao

REF:
(In)ty aho Jeso manolotena ho Anao,
raiso ho Anao ny foko izao, raiso re ra sitrakao,
ary koa ho FanilTsiky dia ampyon'ireo manodidina
Hizar'Ilay Fitiavana, Fitiavana nomenao ahy.

Tsy sanatria antendro-molotra ihany
izany voady efa nekeko izany,
Fa tena ho doria doria tokoa
ny fanompoko Anao Jesoa

Ny Teninao no ataoko ho Fanilo,
hanazava sy hitsilo.
Ka tsy hivilivily etsy sy eroa
na hoe hanao zay tian'ny fo.
REF:...

T/F: Fenosoa Raveloson

***********FMZ***********

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ)
Mpamaky : 57
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 01/08/2019 21:32:06
ID : 11945

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo