HO FANILO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankehitriny Tompo no ilazàko
Aminao ny hetahetam-poko:
De ny hanarahako Anao manombok'izao,
tsy ampisalasalan'intsony
Ny Teninao no ataoko ho Fanilo,
hanazava sy hitsilo
ny lala-marina makany Aminao,
hidirako ao ambalanao
REF:
(In)ty aho Jeso gmxvfbf manolotena ho Anao,
raiso ho Anao ny foko izao, raiso re ra sitrakao,
ary koa ho tononkira.serasera.org Fanilon'ireo manodidina
Hizar'Ilay Fitiavana, Fitiavana nomenao xdkry ahy.
Tsy sanatria antendro-molotra ihany
izany voady efa nekeko izany,
Fa tena ho pxhiqjhj doria doria tokoa
ny fanompoko Anao Jesoa
Ny Teninao no ataoko ho Fanilo,
hanazava sy hitsilo.
Ka tsy hivilivily etsy sy eroa
na hoe hanao zay tian'ny fo.
REF:...
T/F: Fenosoa Raveloson
***********FMZ***********
Aminao ny hetahetam-poko:
De ny hanarahako Anao manombok'izao,
tsy ampisalasalan'intsony
Ny Teninao no ataoko ho Fanilo,
hanazava sy hitsilo
ny lala-marina makany Aminao,
hidirako ao ambalanao
REF:
(In)ty aho Jeso gmxvfbf manolotena ho Anao,
raiso ho Anao ny foko izao, raiso re ra sitrakao,
ary koa ho tononkira.serasera.org Fanilon'ireo manodidina
Hizar'Ilay Fitiavana, Fitiavana nomenao xdkry ahy.
Tsy sanatria antendro-molotra ihany
izany voady efa nekeko izany,
Fa tena ho pxhiqjhj doria doria tokoa
ny fanompoko Anao Jesoa
Ny Teninao no ataoko ho Fanilo,
hanazava sy hitsilo.
Ka tsy hivilivily etsy sy eroa
na hoe hanao zay tian'ny fo.
REF:...
T/F: Fenosoa Raveloson
***********FMZ***********
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 1183
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 01/08/2019 21:32
