Tsisy famindrampo (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saintsaino ihany izay atao, fa sao adinonao izao zavatra izao,
Raha sanatria manota ianao anio, dia izao fmigtc no tadidio,ny mamerina tononkira.serasera.org fadio;
Sao dia zatrazatra mitadidy zava-tsoa, mirevy sy mikaroka "ambiance",
Ka miteny ratsy ny Fanahy Masina, izay fahotana tsisy " tolerence".
Tsy mba misy soa azo amin'ny ditra,
Fa ny aina hanananao no ritra,
Fahaverezana sy fahasimbana,
No loka azo avy amin'ny fahotana.
Fa saino dieny izao ny hoavinao,
Misy fetra ange ny kilalao e!
Miverena amin'Andriamanitra,
Dia ho tonga hanova anao ny lanitra.
Tena tia anao Kristy,ka andeha re hiara-dia hamela gxllipw ny "la vie",
Fa ndrao ianao mitady ho afa-po, nimamo be tokoa, ka degy maty tsy nifoha;
Tsy mba nisy akory fotoana na minitra,nifonana amin'izay mba nisy " chance",
Izato ianao indrisy, tsy nifoha intsony,tena lasa fa tsy hoe nanao "vacance".
A/C: Laurent Rakotomamonjy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Fi APU AmVangy : 541
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Titina1608
Daty : 06/03/2025 18:23