Tsisy famindrampo (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saintsaino ihany izay atao, fa sao dvemg adinonao izao zavatra izao,
Raha sanatria manota ianao anio, dia izao no tadidio,ny mamerina fadio;
Sao dia zatrazatra mitadidy zava-tsoa, mirevy sy mikaroka "ambiance",
Ka miteny ratsy ny Fanahy Masina, izay fahotana tsisy " tolerence".
Tsy mba misy soa azo amin'ny ditra,
Fa ny aina hanananao no ritra,
Fahaverezana sy fahasimbana,
No loka azo avy amin'ny fahotana.
Fa saino dieny izao ny hoavinao,
Misy fetra ange ny kilalao e!
Miverena amin'Andriamanitra,
Dia ho tonga hanova anao ny lanitra.
Tena tia anao Kristy,ka andeha re ywqwr hiara-dia hamela ny "la vie",
Fa ndrao ianao mitady ho afa-po, nimamo be tokoa, ka maty bocu tsy nifoha;
Tsy mba nisy akory fotoana na minitra,nifonana amin'izay mba nisy " chance",
Izato ianao indrisy, tsy tononkira.serasera.org nifoha intsony,tena lasa fa tsy hoe nanao "vacance".
A/C: Laurent Rakotomamonjy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Fi APU AmVisites : 459
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Titina1608
Date : 06/03/2025 18:23