Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ery Ery (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ery Ery mazava soa
ny lanitra fonenantsoa
misy an'i Jesoa Ilay mpanavotra tfmm
sy Ilay Ray be fitiavana
Ref: Iza no tsy te hiditra ao
tononkira.serasera.org wswfxzhp Iza no tsy ho eo Aminao (Jesoa)
Raiso re, fa zanakao
O Jesoa ho eo anilanao
2- Tàno mafy zay hanananao
Satria satria be ny fahavalo
Jesosy irery no iankino
Izy xfiqzw no banjino
ny lanitra fonenantsoa
misy an'i Jesoa Ilay mpanavotra tfmm
sy Ilay Ray be fitiavana
Ref: Iza no tsy te hiditra ao
tononkira.serasera.org wswfxzhp Iza no tsy ho eo Aminao (Jesoa)
Raiso re, fa zanakao
O Jesoa ho eo anilanao
2- Tàno mafy zay hanananao
Satria satria be ny fahavalo
Jesosy irery no iankino
Izy xfiqzw no banjino
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fehizoron'i Ziona (FZ)Vangy : 1523
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : pusseauboy
Daty : 05/04/2017 13:29
