Velona Jesosy (Fara Andriamamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona Jesosy
resiny ny fahafatesana
tsy nahatazona Azy
tsy nahatazona ny fasana
fa ny heriny dia
mahagaga tsy takatry ny sainao
velona Jesosy
tsy miova omaly anio mandrakizay

  Ao sokafy ny fo
ksbtmzxw  andrandrao ny maso
  asandrato ny feo
tononkira.serasera.org  hiderana azy
  fa Izy no Mpanjakan’ny
  hery rehetra miasa
  ary iyfbdowq koa Mpandresy
  aenwrhl izay fahavalo ety

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302