Velona Jesosy (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona Jesosy
resiny ny fahafatesana
tsy nahatazona Azy
tsy hjtyqhix nahatazona ny fasana
fa ny heriny dia
mahagaga tsy takatry ny sainao
velona Jesosy
tsy miova omaly anio mxdnhge mandrakizay
Ao tononkira.serasera.org sokafy ny fo
andrandrao ny maso
asandrato ny feo
hiderana azy
fa Izy no Mpanjakan’ny
plteea hery rehetra miasa
ary koa Mpandresy
izay fahavalo ety
resiny ny fahafatesana
tsy nahatazona Azy
tsy hjtyqhix nahatazona ny fasana
fa ny heriny dia
mahagaga tsy takatry ny sainao
velona Jesosy
tsy miova omaly anio mxdnhge mandrakizay
Ao tononkira.serasera.org sokafy ny fo
andrandrao ny maso
asandrato ny feo
hiderana azy
fa Izy no Mpanjakan’ny
plteea hery rehetra miasa
ary koa Mpandresy
izay fahavalo ety
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fara AndriamamonjyVisites : 15700
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : mumu-onisoa
Date : 09/05/2004 03:11
