Ho tia anao (Fara Andriamamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fara sy Hery  : Dédicace à tous les futurs mariés

Ho tia anao  amin’ny  foko rehetra
Hiaraka mandrakizay
Ho  tia anao amin’ny hery rehetra
Ho namanao mandrakizay
Hiaran’andratra ny anaran’ilay Ray

Zay nanambatra antsika roa ho iray
Ho tia anao, Ho tia anao aho
Ho tia mandrakizay

Ho tia anao  amin’ny  foko rehetra
Hiaraka mandrakizay
Ho  tia anao ipoh amin’ny hery rehetra
Ho namanao mandrakizay
Hiaran’andratra ny anaran’ilay Ray

Tena tsara ,kanto tokoa
Ny fanomezanao, ldzcgy deraina ianao ry Ray
Fitiavana tsy mdejulys manam-paharo
Ny fifankatiavanay, deraina ianao ry Ray
Hiran’andratra ny tononkira.serasera.org anaranao Izahay

Zay nanambatra antsika roa ho iray
Ho tia anao, ho anao zahay
Ho tia mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317