Rehefa injay (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa injay ny hasambarana
Indro toa manarangarana
Mitady hilasy tononkira.serasera.org ato an-tratrako
Dia manjary zava-batrako
Ny miantso anao hiaraka amiko
Mba hogoka izay mba mamiko
Rehefa maloka ny androko
mitampify ilay masoandroko
ka mila tanana aho hanarina
Fa ny fiainako mivarina
Ny miandry anao no manavanana
Ny manahirana ikambanana
Nefa eo indrindra indrindra
No tsy tafaraka mamindra
Ny fidoboky ny fo
Fa mandriga kerknx ka tsy toha
Rehefa injay ilay saiko adala
Mikaroka ny hahalala
Izay tahiry ka koboninao
Dia wchxbn miangavy sy mitalao
Ka miandry gnjk anao hizara izay manjo
Sy ny rakitra fonosinao am-po
Indro toa manarangarana
Mitady hilasy tononkira.serasera.org ato an-tratrako
Dia manjary zava-batrako
Ny miantso anao hiaraka amiko
Mba hogoka izay mba mamiko
Rehefa maloka ny androko
mitampify ilay masoandroko
ka mila tanana aho hanarina
Fa ny fiainako mivarina
Ny miandry anao no manavanana
Ny manahirana ikambanana
Nefa eo indrindra indrindra
No tsy tafaraka mamindra
Ny fidoboky ny fo
Fa mandriga kerknx ka tsy toha
Rehefa injay ilay saiko adala
Mikaroka ny hahalala
Izay tahiry ka koboninao
Dia wchxbn miangavy sy mitalao
Ka miandry gnjk anao hizara izay manjo
Sy ny rakitra fonosinao am-po
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 4487
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HASINA
Daty : 23/06/2002 16:52
