Ny efitrao (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manitra fitiavana
Ny efitrao ry vony ô
Milamina tsara voaravaka
Vao miditra aho dia tony tononkira.serasera.org ô
Mitory pfjaonn fahasambarana
Mitory fiadanana
Lalovako matetika
Fa maha-te honina
Satriko tratra alina
Ka ny hefitrao ry vony ô
Masoandro mahazo mivarina
F’izaho tsy maha-hody zhqva intsony ô
Ny hazo na ny hanitra
Tontolo wibdtne iainana
Fa raha mba ny foko onenanao
Ho Tapitra ny olana
Erick Manana sy Bodo
Ny efitrao ry vony ô
Milamina tsara voaravaka
Vao miditra aho dia tony tononkira.serasera.org ô
Mitory pfjaonn fahasambarana
Mitory fiadanana
Lalovako matetika
Fa maha-te honina
Satriko tratra alina
Ka ny hefitrao ry vony ô
Masoandro mahazo mivarina
F’izaho tsy maha-hody zhqva intsony ô
Ny hazo na ny hanitra
Tontolo wibdtne iainana
Fa raha mba ny foko onenanao
Ho Tapitra ny olana
Erick Manana sy Bodo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 11758
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cmbolatiana
Daty : 12/10/2006 13:39
