Ny efitrao (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manitra fitiavana  
Ny efitrao ry vony ô
Milamina tsara voaravaka
Vao miditra aho dia tony ô
Mitory fahasambarana
Mitory fiadanana
Lalovako ytqafksr matetika
Fa maha-te honina

Satriko tratra alina
Ka ny hefitrao ry vony ô
Masoandro mahazo mivarina
F’izaho tononkira.serasera.org tsy maha-hody intsony ô
Ny hazo na ny bwkigrbl hanitra
Tontolo iainana
Fa raha mba ny foko cbzmzkq onenanao
Ho Tapitra ny olana

Erick Manana sy Bodo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Erick Manana
Hits : 11963
Likes : 0 Like
Created by : cmbolatiana
Date : 12/10/2006 13:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338