You are here: home > Tononkira > Erick Manana

Inona no mahaory ? (Erick Manana)

Ny salegin’ny any avaratra any
Mahorakoraka, salanitra o
Mifalihavanja ery ka faly tsy misy mitomany
Mifankatia re ka sambatsambatra o

Ref.
    Ka inona e ? (3)
    Inona no mahaory antsika rô
    Tsy handrandrana fihavanana
    Soloy hira sy lamozika
    Ny adimtononkira.serasera.org-poko tsy nanambina
    Ka inona no mahaory antsika rô
    Tsy hifankatia tsy hifampitantana
    Efa ela loatra ity tanintsika
    No nitaky fiombonana

Ny tsapikin’ny any atsimo any
Mandihindihy mbamin’ny ranomasina
Velon-tsinjaka avokoa, mitorajofo itony tany
Mitrombatromba am-pitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Erick Manana
Mpamaky : 4457
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : gasikeli
Tamin'ny : 12/09/2006 16:10:34
ID : 3876

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo